Mitsangàna, mihazavà (Hira fanevan'ny Antoko mpihira Hanitr'Oliva) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mitsangàna, tononkira.serasera.org mihazavà fa efa tonga ny fahazavanao
Mijoroa ka mizarà ilay mazava vaovao
Mitsangàna ianao,eny mba ho gaesdvsf hery vaovao
Raiso koa ka tontosao ireo adidinao
Hanitr'ôliva mijoroa! ka torio ilay teny soa
Fa ny herin'ny Tsitoha hiaro anao dirfq mba tsy lqmujr hikoa.
2.Aza miandry intsony ianao fa efa izao no fotoana
Mety handrosoana hanefanao ny asanao.
Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 2645
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : Ridza95
Daty : 19/03/2018 10:39