MITONIA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

https://tononkira.serasera.org/hira/hanitrliva-.-chorale-du-metm-ziona-famonjena-fianarantsoa/mitonia-3

Misy fanantenana vaovao ho anao izay miaritra sy ory
Fa indro ilay hazavana iray naposaka mba ho anao mandrakizay

Ny fonao vonton-tomany, misento fatratra mba tonio.
KoaTsiky dia ampy atrakao anio ny lohanao hibanjina ilay mazava vaovao

Nofy, zava-mandalo ihany koa, tsy mba haharitra ny tany
Tsy misy zava-mahafapo, tsy misy soa afaka itokisana


Nanoratra: RAMANANTSOA Salomon

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 1090
Mpakafy : 7 Ankafizo
Nampidirin'i : Ridza95
Tamin'ny : 16/03/2018 10:12:05
ID : 10467

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo