Aza Laitsa (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

Fa ina ro mampisentosento sy mampitomagny?
Nahoana ro kivikivy sy reraka izany?
Moa tsy fantatrao ve, zava-poagna ihany e ny fahorian'ny tany?
Jesosy efa ela e ro te hamonjy anao koa tapaho ny hevitsao.

Ref : Na mino na tsy mino tsa hisy hohadigno,tsy maintsy hotsaraina ihany.
Tsa hisy afaka hilefa fa de mieretsereta sao ho very mandrakizay.
Koa agnao aza laitsa fa miheligna, mandalo lehy ny eto an-tany.
Ny fahorian'ny tany tsa hisy ho ferina agny fa miegnina eto ihany.

Fa intononkira.serasera.orga ro mahavariana amin'ny hadalana?Nahoana ro tsa mba mihevitsa izay hiafarana?
Moa tsy fantatrao ve zava-poagna ihany e ny rehaky ny tany.
Jesosy efa ela e ro te hamonjy anao koa tapaho ny hevitsao.

Ref:Na mino na tsy mino, tsa hisy ho hadigno, tsy maintsy hotsaraina ihany.
Tsa hisy afaka hilefa fa de mieretsereta sao very mandrakizay.
Koa agnao aza laitsa fa miheligna, mandalo lehy ny eto an-tany.
Ny rehaky ny tany tsa hisy ho ferina agny fa miegnina eto ihany



Tonony sy feony:RAKOTONIAINA Rija José.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Mpamaky : 368
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ridza95
Tamin'ny : 13/08/2018 17:48:22
ID : 10873

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo