Hoderaina lalandava (Faneva Jobily faha 55 Taona) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaina lalandava ianao Jehovah Ray
fa nahary ny mazava ho fanilo ho anay.
Ho deraina tsy ankiato ianao ry Tompo tia
fa nitantana sy niaro ny olonao cubnv doria doria.
55 taona no efa nitantananao,tratr’izao Jobily izao.
Miderà an’I Jehovah tononkira.serasera.org fa tsara izy
fa lehibe tokoa tsy manam_paharoa ny heriny sy ny voninahiny.
Ireo asa maro izay miandry ny mpanomponao,
indro ankinina indray ho eo ambany elatrao,
Ireo vita hatrizay sy ireo mbola miandry anay.
Na hitsiky na tomany mbola vonona izahay,
ka ny herinao ry Ray no efa nitokianay, mbola hiankinanay.
Tonony: Pasteur RASOLOFOMANANA Samoelina
fsxlmde kpvdy Feony & fanintsiana: RAKOTONIAINA Rija José

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 2273
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : Ridza95
Daty : 20/03/2018 10:40