Hoderaina lalandava (Faneva Jobily faha 55 Taona) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaina lalandava ianao Jehovah Ray
fa nahary ny mazava ho fanilo ho anay.
Ho deraina tsy ankiato ianao ry Tompo tia
fa nitantana sy niaro ny olonao doria doria.
55 taona no efa nitantananao,tratr’izao Jobily izao.
tononkira.serasera.org Miderà an’I Jehovah fa tsara izy
uxsyxvue uehmfon fa lehibe tokoa tsy manam_paharoa ny heriny sy ny voninahiny.
Ireo asa maro izay miandry ny mpanomponao,
indro ankinina indray ho eo ambany elatrao,
Ireo vita hatrizay sy ireo mbola miandry anay.
Na hitsiky na tomany mbola vonona izahay,
ka ny herinao ry Ray no efa nitokianay, mbola hiankinanay.
Tonony: Pasteur RASOLOFOMANANA Samoelina
Feony & fanintsiana: RAKOTONIAINA taeh Rija José

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVisites : 2332
Préférés : 7 J'aime
Ajouté par : Ridza95
Date : 20/03/2018 10:40