Hoderaina lalandava (Faneva Jobily faha 55 Taona) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaina lalandava ianao Jehovah Ray
fa nahary ny mazava ho evhkv fanilo ho anay.
Ho deraina tsy ankiato ianao ry Tompo tia
fa nitantana sy niaro ny olonao doria doria.
55 taona no efa nitantananao,tratr’izao Jobily izao.
Miderà an’I wtxwp Jehovah fa tsara izy
fa lehibe tokoa tsy manam_paharoa ny heriny sy ny voninahiny.
Ireo asa maro izay miandry ny mpanomponao,
indro ankinina indray ho eo ambany elatrao,
Ireo vita hatrizay sy ireo mbola buwq miandry anay.
Na hitsiky na tomany mbola vonona izahay,
ka tononkira.serasera.org ny herinao ry Ray no efa nitokianay, mbola hiankinanay.
Tonony: Pasteur RASOLOFOMANANA Samoelina
Feony & fanintsiana: RAKOTONIAINA Rija José

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 2245
Likes : 7 Like
Created by : Ridza95
Date : 20/03/2018 10:40