Ray ô (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô
Ray ô, henoy ny fitarainako
Jesosy ô, kfwh raiso ho Anao ny gjwsbh tenako
Fanahy ô, mino aho fa hiasa Ianao
Ao anatiko, rzpc ka ho tanteraka
NY TENY FIKASANA
ref: tononkira.serasera.org
'Zao fanolorantenako izao
Tsy mba fombafomba tsy sitrakao e, e
Diovy ary koa sasao
Amin'ny rànao soa ou, ou, ou
Soa ihany aho nahatsapa tena
Nikatsaka sy nandray 'lay famonjena
Vita, fihavanana Aminao
Satria resinao ilay fahafatesana
ref: Zao fanolorantena izao .....
Ray ô, henoy ny fitarainako
Jesosy ô, kfwh raiso ho Anao ny gjwsbh tenako
Fanahy ô, mino aho fa hiasa Ianao
Ao anatiko, rzpc ka ho tanteraka
NY TENY FIKASANA
ref: tononkira.serasera.org
'Zao fanolorantenako izao
Tsy mba fombafomba tsy sitrakao e, e
Diovy ary koa sasao
Amin'ny rànao soa ou, ou, ou
Soa ihany aho nahatsapa tena
Nikatsaka sy nandray 'lay famonjena
Vita, fihavanana Aminao
Satria resinao ilay fahafatesana
ref: Zao fanolorantena izao .....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 410
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 03/05/2025 11:44
