Ray ô (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô
Ray ô, henoy ny fitarainako
Jesosy ruzg ô, raiso ho Anao ny tenako
Fanahy ô, mino aho fa hiasa Ianao
Ao anatiko, ka ho tanteraka
NY TENY FIKASANA
ref:
'Zao tononkira.serasera.org fanolorantenako izao
Tsy mba vdpqr fombafomba tsy sitrakao e, e
Diovy ary koa sasao
Amin'ny rànao soa ou, ou, ou
Soa ihany aho nahatsapa tena
Nikatsaka sy nandray 'lay famonjena
Vita, fihavanana Aminao
Satria resinao ilay fahafatesana
ref: Zao fanolorantena izao qjnstu .....
Ray ô, henoy ny fitarainako
Jesosy ruzg ô, raiso ho Anao ny tenako
Fanahy ô, mino aho fa hiasa Ianao
Ao anatiko, ka ho tanteraka
NY TENY FIKASANA
ref:
'Zao tononkira.serasera.org fanolorantenako izao
Tsy mba vdpqr fombafomba tsy sitrakao e, e
Diovy ary koa sasao
Amin'ny rànao soa ou, ou, ou
Soa ihany aho nahatsapa tena
Nikatsaka sy nandray 'lay famonjena
Vita, fihavanana Aminao
Satria resinao ilay fahafatesana
ref: Zao fanolorantena izao qjnstu .....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 410
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 11:44
