Ianao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao
Ianao no Andriamanitro
Ianao no mpanjakako
Ianao ilay tsy miova
omaly anio mandrakizay
Ianao no mpanjakako
Ianao no andry iankinako
Ianao ilay tia ahy taloha
Tsy miova hatramin'izao
ref :
Afoiko izao rehetra izao
Fa vonona nmwgtzm aho ho Anao
Ianao no Andriamanitro
Tokiko sy aroko
Afoiko izao rehetra izao
Ho tena tianao aho
Ianao tononkira.serasera.org no qffok Andriamanitro
Fiadanako
Ianao no fiarovako
Ianao no vatolampiko
Ianao ilay mpampahery ahy
Tsy miova hatramin'izao
Ref:
Afoiko izao rvtme rehetra ......
Ianao no Andriamanitro
Ianao no mpanjakako
Ianao ilay tsy miova
omaly anio mandrakizay
Ianao no mpanjakako
Ianao no andry iankinako
Ianao ilay tia ahy taloha
Tsy miova hatramin'izao
ref :
Afoiko izao rehetra izao
Fa vonona nmwgtzm aho ho Anao
Ianao no Andriamanitro
Tokiko sy aroko
Afoiko izao rehetra izao
Ho tena tianao aho
Ianao tononkira.serasera.org no qffok Andriamanitro
Fiadanako
Ianao no fiarovako
Ianao no vatolampiko
Ianao ilay mpampahery ahy
Tsy miova hatramin'izao
Ref:
Afoiko izao rvtme rehetra ......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 665
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 15/05/2025 10:37
