Ianao (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao

Ianao no Andriamanitro
Ianao no mpanjakako
Ianao  ilay tsy miova
omaly anio mandrakizay
Ianao no mpanjakako
Ianao no andry iankinako
Ianao ilay tia ahy taloha
Tsy miova hatramin'izao

ref :
Afoiko izao rehetra izao
Fa vonona aho ho Anao
Ianao no Andriamanitro
Tokiko sy aroko
Afoiko izao rehetra izao
Ho tena tianao aho
Ianao no Andriamanitro
Fiadanako

Ianao no fiarovako
Ianao no vatolampiko
Ianao ilay mpampahery ahy
Tsy miova hatramin'izao

Ref:
Afoiko izao rehetra ......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hagay Groupe
Visites : 372
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 15/05/2025 10:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6143