Ho aiza intsony (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza intsony
Ho aiza lvukxes intsony moa no hisy ahy Jesosy ô
Ny anilanao anie no mahatsara ahy
Fa tena very aho raha lavitra Anao
Ka tononkira.serasera.org tiako, tiako ny akaikinao
Fa tiako, tiako ny anilanao
Tao ireo ady, teo Ianao nanavotra ahy
Tao koa ireo sedra, teo Ianao niaro ahy
Tao ireo latsa, Ianao nampahery ahy
Azoko antoka, f'Ianao no momba ahy ujsno
Ho aiza intsony moa....
Tao ireo hafaliana, Ianao no tuwyufy anton'izany
Raha salama aho, fitahiana avy Aminao
Satria velona aho toy izao dia ny fahasoavanao (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 585
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 10:19