Ho aiza intsony (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho aiza intsony
Ho aiza intsony moa no hisy ahy Jesosy ô
Ny anilanao anie no mahatsara ahy
Fa tena very aho raha lavitra Anao
Ka tiako, tiako ny akaikinao
Fa tiako, tiako ny anilanao
Tao ireo ady, itrixf teo Ianao nanavotra ahy
Tao koa ireo sedra, teo Ianao niaro txqk ahy
Tao ireo latsa, Ianao nampahery ahy
Azoko antoka, f'Ianao no momba ahy
Ho aiza intsony moa....
Tao ireo tononkira.serasera.org hafaliana, Ianao no anton'izany
Raha salama aho, fitahiana avy Aminao
Satria velona aho toy izao dia ny eyjankfq fahasoavanao (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 584
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 10:19