Hidera anao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera anao
Ny amiko rehetra, hidera Anao Jeso
Ny momba ahy rehetra, hidera Anao bfcjybdr Jeso
Ny fiainako rehetra hidera Anao Jeso
'Zao voary tononkira.serasera.org rehetra izao hidera Anao
ref :
Hidera Anao Tompo ô
Ny ranomasina ny tany
Hiankohoka Aminao, izao rehetra izao
Hanaiky Anao, hanaiky deuulk Anao
Hanaiky Anao Tompo ô, 'zao rehetra izao
Ny talentako hidera Anao Jeso
Izay ananako hidera Anao Jeso
Izao hita maso rehetra izao hidera Anao Jeso
Izao tontolo rehetra izao zekbcd hidera Anao
ref:
Hidera Anao tompo ô....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 05/05/2025 10:18