Hidera anao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera anao
Ny amiko rehetra, hidera Anao Jeso
Ny momba ahy rehetra, hidera Anao hkawoz Jeso
Ny fiainako rehetra hidera Anao Jeso
'Zao voary rehetra izao hidera Anao
ref :
Hidera Anao Tompo ô
Ny ranomasina ny tany
Hiankohoka Aminao, izao rehetra izao
Hanaiky Anao, hanaiky Anao
Hanaiky Anao Tompo ô, 'zao rehetra izao
Ny talentako hidera Anao xxik Jeso
Izay ananako hidera Anao Jeso
Izao hita maso rehetra izao hidera Anao Jeso
Izao tontolo rehetra izao hidera Anao
ref:
Hidera tononkira.serasera.org zhkv Anao tompo ô....
Ny amiko rehetra, hidera Anao Jeso
Ny momba ahy rehetra, hidera Anao hkawoz Jeso
Ny fiainako rehetra hidera Anao Jeso
'Zao voary rehetra izao hidera Anao
ref :
Hidera Anao Tompo ô
Ny ranomasina ny tany
Hiankohoka Aminao, izao rehetra izao
Hanaiky Anao, hanaiky Anao
Hanaiky Anao Tompo ô, 'zao rehetra izao
Ny talentako hidera Anao xxik Jeso
Izay ananako hidera Anao Jeso
Izao hita maso rehetra izao hidera Anao Jeso
Izao tontolo rehetra izao hidera Anao
ref:
Hidera tononkira.serasera.org zhkv Anao tompo ô....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 397
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 05/05/2025 10:18
