Handroso aho (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handroso aho
Fa na dia mangidy na ho mamy
Izaho hanaraka an'i Jesosy hatrany
Ekeko avokoa izay hitondrany ahy
Satria rehefa izay, tononkira.serasera.org ekoko izany
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny oloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Na aiza toerana ukujqrb na aiza lalana
Hiainga smpok aho rehefa Izy no ulkfgj maniraka ahy
Tsy ahoako izay rehetra ivelan'ny teniny
Fa ny ahy Jesosy no kapiteny
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny aloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Fa na dia mangidy na ho mamy
Izaho hanaraka an'i Jesosy hatrany
Ekeko avokoa izay hitondrany ahy
Satria rehefa izay, tononkira.serasera.org ekoko izany
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny oloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Na aiza toerana ukujqrb na aiza lalana
Hiainga smpok aho rehefa Izy no ulkfgj maniraka ahy
Tsy ahoako izay rehetra ivelan'ny teniny
Fa ny ahy Jesosy no kapiteny
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny aloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 03/05/2025 12:46
