Handroso aho (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handroso aho
Fa na dia mangidy na ho mamy
Izaho tononkira.serasera.org hanaraka an'i Jesosy hatrany
Ekeko avokoa izay hitondrany ahy
Satria rehefa izay, ekoko izany
Handroso aho ka bfxoee tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny oloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Na aiza toerana na aiza lalana
Hiainga aho rehefa Izy no maniraka ahy
Tsy ahoako izay rehetra ivelan'ny teniny
Fa ny ahy Jesosy no kapiteny
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny aloha hatrany no bunn hobanjiniko
Matoky mujy Azy aho ka tsy hiahiahy
Fa na dia mangidy na ho mamy
Izaho tononkira.serasera.org hanaraka an'i Jesosy hatrany
Ekeko avokoa izay hitondrany ahy
Satria rehefa izay, ekoko izany
Handroso aho ka bfxoee tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny oloha hatrany no hobanjiniko
Matoky Azy aho ka tsy hiahiahy
Na aiza toerana na aiza lalana
Hiainga aho rehefa Izy no maniraka ahy
Tsy ahoako izay rehetra ivelan'ny teniny
Fa ny ahy Jesosy no kapiteny
Handroso aho ka tsy hihemotra
Tsy hierikerika aho fa handeha
Ny aloha hatrany no bunn hobanjiniko
Matoky mujy Azy aho ka tsy hiahiahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 366
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 12:46
