Ampelatananao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampelatananao
Ampelatananao izao Ray ô
No ametrahako ny fiainako
Tsy haiko ny handeha raha tsy voahosotrao
Ny diako Mpamonjy tononkira.serasera.org tantanonao izao
Iriko ny hitory izany hafatrao
Ny diako Mpamonjiko tantanonao izao
Ampelatananao ny fiainako
Tanteraho raha sitrakao Tompo ô
Handeha aho satria
Matoky ny asbyl herinao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
Ho Anao tsy misy fetra raiso crykwew aho gqaixwc anjakao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
ref :
Jesosy ô, ampelatananao
Jesosy ô, ilay fanatrehanao
Ilaiko, ilaiko ho ahy izao
Ampelatananao izao Ray ô
No ametrahako ny fiainako
Tsy haiko ny handeha raha tsy voahosotrao
Ny diako Mpamonjy tononkira.serasera.org tantanonao izao
Iriko ny hitory izany hafatrao
Ny diako Mpamonjiko tantanonao izao
Ampelatananao ny fiainako
Tanteraho raha sitrakao Tompo ô
Handeha aho satria
Matoky ny asbyl herinao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
Ho Anao tsy misy fetra raiso crykwew aho gqaixwc anjakao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
ref :
Jesosy ô, ampelatananao
Jesosy ô, ilay fanatrehanao
Ilaiko, ilaiko ho ahy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 950
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 03/05/2025 12:54
