Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampelatananao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampelatananao
Ampelatananao izao Ray ô
No ametrahako ny fiainako
Tsy haiko ny handeha raha tsy voahosotrao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
Iriko ny hitory izany hafatrao
Ny diako Mpamonjiko tantanonao izao
Ampelatananao ny fiainako
Tanteraho tononkira.serasera.org raha sitrakao Tompo ô
Handeha aho satria
Matoky ny herinao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao snazg rmanpqa
Ho Anao tsy misy fetra raiso aho anjakao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
ref obcr :
Jesosy ô, ampelatananao
Jesosy ô, ilay fanatrehanao
Ilaiko, ilaiko ho ahy izao
Ampelatananao izao Ray ô
No ametrahako ny fiainako
Tsy haiko ny handeha raha tsy voahosotrao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
Iriko ny hitory izany hafatrao
Ny diako Mpamonjiko tantanonao izao
Ampelatananao ny fiainako
Tanteraho tononkira.serasera.org raha sitrakao Tompo ô
Handeha aho satria
Matoky ny herinao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao snazg rmanpqa
Ho Anao tsy misy fetra raiso aho anjakao
Ny diako Mpamonjy tantanonao izao
ref obcr :
Jesosy ô, ampelatananao
Jesosy ô, ilay fanatrehanao
Ilaiko, ilaiko ho ahy izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 792
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 12:54
