AVO INDRINDRA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lehibe dgsiriic ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin’ny oukmammc fahamarinanao
Ka hidera Anao amin’ny tononkira.serasera.org foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o
Tsy misy toa Anao ry Tompo sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa Ianao
Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao
wymwjav

--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 802
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 01/08/2023 12:47