MIORENA TSARA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa akaiky ilay bfduuzjk andro
Hiavin’ny Tompo izao
Efa tononkira.serasera.org ho avy ny fotoana
Hitsaharana amin’izay
Amin’izay fotoana izay
No hamaliana ny asanao
Hijinjana izay natao
Teto an-tany hatrizay
Efa akaiky ilay andro
Handaozanao izao nofo izao
Efa ho avy ny fotoana
Hodina vovoka indray
Amin’izay fotoana izay
Tsy hisy intsony ny azo atao
Eo no hiandrasanao
Ilay fitsarana iray
Ka mba faniriako raha toa ka mety ianao
Miambena tsara tano ny finoanao
Tena fifaliako raha toa bsnmja ka sitrakao
Dia isika izao hifampitantana ho rskpjzt ao
Miorena tsara aza miova
Oh, miasa mijoroa
Fa efa ho avy ny Tompo handray ny azy
Ka dia mihomana izao
Hiavin’ny Tompo izao
Efa tononkira.serasera.org ho avy ny fotoana
Hitsaharana amin’izay
Amin’izay fotoana izay
No hamaliana ny asanao
Hijinjana izay natao
Teto an-tany hatrizay
Efa akaiky ilay andro
Handaozanao izao nofo izao
Efa ho avy ny fotoana
Hodina vovoka indray
Amin’izay fotoana izay
Tsy hisy intsony ny azo atao
Eo no hiandrasanao
Ilay fitsarana iray
Ka mba faniriako raha toa ka mety ianao
Miambena tsara tano ny finoanao
Tena fifaliako raha toa bsnmja ka sitrakao
Dia isika izao hifampitantana ho rskpjzt ao
Miorena tsara aza miova
Oh, miasa mijoroa
Fa efa ho avy ny Tompo handray ny azy
Ka dia mihomana izao
--------
Lien:
A propos
Artiste : Groupe NAINAVisites : 709
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:04
