AVO INDRINDRA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lehibe ny tononkira.serasera.org famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin’ny fahamarinanao
Ka hidera Anao odpkkf amin’ny jyxyokii foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o
Tsy misy toa Anao ry Tompo sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao fozuagsb amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa Ianao
Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin’ny fahamarinanao
Ka hidera Anao odpkkf amin’ny jyxyokii foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o
Tsy misy toa Anao ry Tompo sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao fozuagsb amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa Ianao
Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 748
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 01/08/2023 12:47
