You are here: home > Tononkira > Groupe NAINA

Jesoa tiako (Groupe NAINA)

https://tononkira.serasera.org/hira/groupe-naina/jesoa-tiako

(mai 2009)
Jeso, Jeso, tiako Ianao
Jeso, Jeso, tiako Ianao

Nandritry ny andro izay
Niarahako taminao jeso
Dia tena tsapako tao am-po
Fa tia ahy Ianao
Nandritra izay fotoana izay
Tsy mba niala tamiko Ianao
Na nandao Jeso, tiako loatra Ianao

Ekeko ary izao anio izao
Ny ho irakao
Tsytononkira.serasera.org asiako tambiny, zaho tsy handao
Satria tiako Ianao
Matoky aho f’Ianao Jeso
Tsy hamela ahy ho irery
Faly aho Jeso, fa vimbininao
Avy ao anatiko ao no anambarako
Fa tiako Ianao
Mba raiso re Jeso, ‘ty fo ka hanjakao
Hitoetra amin’izay aho
Fa ampy ahy tokoa ny fitiavanao
Ho lafatra aho Jeso fa eo anilanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe NAINA
Mpamaky : 88
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Datatoa
Tamin'ny : 24/10/2019 16:50:04
ID : 12153

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo