You are here: home > Tononkira > Groupe NAINA

HO ANAO MANOKANA (Groupe NAINA)

https://www.youtube.com/watch?v=QpdfnOn0-RA

(juin 2010)
Ho anao manokana
Lay sakaiza tena tiany
Ho anao no nanolorany ny ainy

Ho anao sakaizany
Ho anao Jeso Kristy
Ho anao no niaviany
Ianao no tentononkira.serasera.orga tiany
Ho anao manokana Izy

Itodiho ka mba valio
Ilay fony miandry anao
Fa tsy sitrany ny ahavery anao

Ho anao no nijaliany tety
Ho anao manontolo izay nataony
Ny Mpamonjy no mitady ny fonao
Izy no manambitamby anao izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe NAINA
Mpamaky : 820
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 11/12/2015 16:31:42
ID : 7999

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo