AVO INDRINDRA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lehibe ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia tononkira.serasera.org handeha amin’ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin’ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o
Tsy misy toa Anao ry Tompo degweim sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa hgvq Ianao
Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara pxhonloy Ianao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia tononkira.serasera.org handeha amin’ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin’ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o
Tsy misy toa Anao ry Tompo degweim sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa hgvq Ianao
Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara pxhonloy Ianao
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 802
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 01/08/2023 12:47
