You are here: home > Tononkira > Groupe NAINA

Tehirizo (Groupe NAINA)

Tehirizo aho aharitra
Hanao ny asanao
Tehirizo hafana koa
'Lay finoana anatiko ao
Mba te handova lanitra aho
Mba te handre ny feonao
Mba te hahita Anao
R'Ilay Mpamonjiko

Tehirizo aho ho eo aminao
Ambany tana-maherinao
Tehirizo aho akaikinao
Mba handreseko izay resinao
Tehirizo aho ho eo aminao
Ambany tana-maherinao
TehirTsiky dia ampyizo aho akaikinao
Mba handreseko izay resinao
Mba te handova lanitra aho
Mba te handre ny feonao
Mba te hahita Anao
R'Ilay Mpamonjiko

Tehirizo aho aharitra
Hanao ny asanao
Tehirizo hafana koa
'Lay finoana anatiko ao
Mba te handova lanitra aho
Mba te handre ny feonao
Mba te hahita Anao
R'Ilay Mpamonjiko

https://www.youtube.com/watch?v=Yvn05PUKTRQ

Mpihira : Groupe NAINA
Mpamaky : 1229
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 15/02/2018 13:27:32
ID : 10375

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo