Legona (Groupe AINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maniry hiakatra hatrany
Reo olombelona eto an-tany
Tonga teny amin'ny volana o
Dia nanao faribolana o

Izaho izany ve no ho eny
Ttsy hitomany ve ry neny
Tany be volo ankasoANY  
Mampandatsa-dranomaso

Iza no hatsaka rano opqujs
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa
Iza no haka kitayZAY  
Aoka hijanona eto ihany ao ndrao mijaly dadanay

Raha mba msy fiantsoana
Ho an'izay maniry ho eny
Tsa hisoratra andeha aho
Fa tsy ahy tsy hay ny fiainana

N’iza hanan-tsiny  
Ny tsy xjxip fandehanako ho eny
Tsy tapa-kevitra ny andeha aho
Ndrao dia bedin'i nkkisi neny

Iza no hatsaka rano  
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa  
Iza tononkira.serasera.org no haka kitay  
Aka hijanona eto ihany aho ndrao mijaly dadanay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe AINA
Vangy : 2177
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nosiklarita
Daty : 27/06/2016 10:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402