Legona (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maniry hiakatra hatrany
Reo olombelona eto an-tany
Tonga teny amin'ny volana o lacqqmy
Dia nanao faribolana o
Izaho izany ve no ho eny
Ttsy hitomany ve ry neny
Tany be volo ankasoANY
Mampandatsa-dranomaso
Iza no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa
Iza no haka kitayZAY
Aoka hijanona eto ihany ao ndrao mijaly dadanay
Raha mba msy fiantsoana
Ho an'izay maniry ho eny
Tsa hisoratra andeha aho
Fa tsy ahy tsy hay ny fiainana
N’iza hanan-tsiny
Ny tsy fandehanako ho ztwygio eny
Tsy tapa-kevitra ny andeha aho
Ndrao dia bedin'i neny
Iza no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza nivfznst no hamahan-kisoa
Iza no haka kitay
Aka hijanona eto ihany aho ndrao mijaly tononkira.serasera.org dadanay
Reo olombelona eto an-tany
Tonga teny amin'ny volana o lacqqmy
Dia nanao faribolana o
Izaho izany ve no ho eny
Ttsy hitomany ve ry neny
Tany be volo ankasoANY
Mampandatsa-dranomaso
Iza no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza no hamahan-kisoa
Iza no haka kitayZAY
Aoka hijanona eto ihany ao ndrao mijaly dadanay
Raha mba msy fiantsoana
Ho an'izay maniry ho eny
Tsa hisoratra andeha aho
Fa tsy ahy tsy hay ny fiainana
N’iza hanan-tsiny
Ny tsy fandehanako ho ztwygio eny
Tsy tapa-kevitra ny andeha aho
Ndrao dia bedin'i neny
Iza no hatsaka rano
Iza no hamboly vary
Iza nivfznst no hamahan-kisoa
Iza no haka kitay
Aka hijanona eto ihany aho ndrao mijaly tononkira.serasera.org dadanay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AINAHits : 2137
Likes : 1 Like
Created by : Nosiklarita
Date : 27/06/2016 10:09
