Fahatsiarovana (Groupe AINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay hariva malomaloka
Niaretanay ny sarotra
Ireo voronkely pvkem amin'izany
Miarak'ory sy tomany
Sembatsemban-drahomainty
'lay masoandro namiratra
Fa mahatsiaro anie an'i dada sy neny
Nandao tononkira.serasera.org ny fiainana eto an-tany
Mahalasa awenh sklq saina ihany
Ny mieritreritra izany
Fa ny tany fandalovana
Tsy ahitana ny tomombana
Raha mety ianao
Eo hatoroko ny atao
Manaova asa soa raha mbola miaina koa
Hipetraka ho fahatsiarovana
Niaretanay ny sarotra
Ireo voronkely pvkem amin'izany
Miarak'ory sy tomany
Sembatsemban-drahomainty
'lay masoandro namiratra
Fa mahatsiaro anie an'i dada sy neny
Nandao tononkira.serasera.org ny fiainana eto an-tany
Mahalasa awenh sklq saina ihany
Ny mieritreritra izany
Fa ny tany fandalovana
Tsy ahitana ny tomombana
Raha mety ianao
Eo hatoroko ny atao
Manaova asa soa raha mbola miaina koa
Hipetraka ho fahatsiarovana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AINAVangy : 1986
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nosiklarita
Daty : 30/08/2016 10:58
