Tano mafy ny finoana (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena,miorena, aza miova
Tano mafy hazony ny finoana.
-Araho asa ny finoana mba tsy ho zava-poana
Hetseho harisika handroso amin'ny asa fanompoana.
-Mandehana tanteraho amin'ny finoana ny tmuzuy hataonao
Matokia fa Izy Tompo mfsb izy no tononkira.serasera.org homba anao.
-Ny finoana no hahavonjy antsika mino bdgzdvam ny Mpamonjy
Hiaraka handova lanitra , akaikin' Andriamanitra.
-Lalan'tsara no andao haleha ry namako o! Hizorantsika hiakatra ho any an-danitra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1110
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/08/2023 19:45