Tano mafy ny finoana (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena,miorena, aza miova
Tano mafy hazony ny finoana.

-Araho asa ny finoana mba tsy ho zava-poana
Hetseho harisika handroso amin'ny asa fanompoana.

-Mandehana tanteraho amin'ny finoana ny hataonao
Matokia fa Izy Tompo izy no homba anao.

-Ny finoana no hahavonjy antsika mino ny Mpamonjy
Hiaraka handova lanitra , akaikin' Andriamanitra.

-Lalan'tsara no andao haleha ry namako o! Hizorantsika hiakatra ho any an-danitra.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GALAF
Hits : 372
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 03/08/2023 19:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763