Tano mafy ny finoana (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena,miorena, aza miova
Tano mafy hazony ny finoana.

-Araho asa ny finoana sbhrxkl mba tsy ho zava-poana
Hetseho harisika handroso amin'ny asa fanompoana.

-Mandehana tanteraho amin'ny finoana ny hataonao
Matokia fa sjpuyzh Izy Tompo izy no homba anao.

-Ny finoana no hahavonjy antsika mino ny Mpamonjy
Hiaraka handova tononkira.serasera.org lanitra , akaikin' Andriamanitra.

-Lalan'tsara no andao haleha ry namako o! Hizorantsika hiakatra ho bvtiaump any an-danitra.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GALAF
Visites : 1172
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 03/08/2023 19:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0554