FITIAVAN'ANDRIAMANITRA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fitiavan' AndriamanitraNo nanolorany ny zanany(tsara sy maharitra)
Tsara sy maharitra ho an'izay hankasitrahany
Tamin'ny hazofijaliana no nanehoany izany.
2-Koa manolo tena indrindra aho
Ho setrin'ny fitiavanao Jeso(hitory teny soa)
Hitory teny soa hatrany am-paran-tany aho
Ka iangaviako Ianao mba harotsay NY Fanahy Masinao.
-Ry Jesosy Tompo tsara ô!
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao
Ho fanavotana anay,
Hivavaka aho Tompo ô! Ho fiderana Anao
Handoalika aho ry Jesoa hifona Aminao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 243
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 06/03/2024 16:51