FITIAVAN'ANDRIAMANITRA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fitiavan' Andriamanitra
No nanolorany ny zanany(tsara sy maharitra)
Tsara sy maharitra ho an'izay hankasitrahany
Tamin'ny hazofijaliana no nanehoany izany.
2-Koa manolo cipykq tena indrindra aho
Ho hzzfhlb setrin'ny fitiavanao Jeso(hitory teny soa)
Hitory teny soa hatrany tononkira.serasera.org bxixx am-paran-tany aho
Ka iangaviako Ianao mba harotsay NY Fanahy Masinao.
-Ry Jesosy Tompo tsara ô!
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao
Ho fanavotana anay,
Hivavaka aho Tompo ô! Ho fiderana Anao
Handoalika aho ry Jesoa hifona Aminao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 958
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 06/03/2024 16:51