EO anilanao (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EO anilanao(no fa) no faniriako (anilanao ry tononkira.serasera.org Jeso)
Eo anilanao(no fi) no fifaliako (Jeso)
Raha sarotra ny diako Ianao no itokiako
Ry Jeso a(Ianao tokoa) ry Jeso(Jeso)
EO anilanao no tena mamy sy tena hetahetako
Ry Jeso('lay nrnwibbh tokiko) ry Jeso (fiadanako)
Sambatra tokoa(ny eo) ny anilanao (anilanao ry Jeso)
Ho sambatra tokoa (tokoa) ny tzdd olonao(satria)
Ianao Mpamela heloka ,Ary manadio ny olonao
Ho anao(ho anao Jesoa)ho Anao(ho Anao)

Ry Jeso('lay tokiko) ry Jeso( fiadanako)
Raiso aho Jeso(Jeso) ho mpianatrao ( hanara-dia Anao)
Raiso ho Anao mznkhn (ho Anao) manotolo(Jeso)
Fa tena faniriako ny ho eo anilanao Jeso
Raiso aho(ôraiso aho) ho Anao( ho Anao)
Eo anilanao no tena mamy sy tena hetahetako
Ry Jeso ('lay tokiko) ry Jeso ( fiadanako)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 957
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/12/2024 18:59