EO anilanao (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EO anilanao(no fa) no faniriako (anilanao ry Jeso)
Eo anilanao(no fi) vpjin no fifaliako (Jeso)
Raha sarotra ny diako Ianao no itokiako
Ry Jeso a(Ianao tokoa) ry Jeso(Jeso)
EO anilanao no tena mamy sy tena hetahetako
Ry Jeso('lay tokiko) ry Jeso (fiadanako)
Sambatra tokoa(ny eo) ny anilanao (anilanao lrjq ry Jeso)
Ho sambatra tokoa (tokoa) ny olonao(satria)
Ianao Mpamela heloka ,Ary vpmnh manadio ny olonao
Ho anao(ho anao Jesoa)ho Anao(ho Anao)

Ry Jeso('lay tokiko) ry Jeso( fiadanako)
Raiso aho Jeso(Jeso) ho mpianatrao ( hanara-dia Anao)
Raiso ho tononkira.serasera.org Anao (ho Anao) manotolo(Jeso)
Fa tena faniriako ny ho eo anilanao Jeso
Raiso aho(ôraiso aho) ho Anao( ho Anao)
Eo anilanao no tena mamy sy tena hetahetako
Ry Jeso ('lay tokiko) ry Jeso ( fiadanako)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 957
Likes : 0 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 03/12/2024 18:59