Endrey ny hafaliana (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hafaliana ( faliana)
Satria nivaly ilay fitakiana ( takiana)
Tanteraka izao ny faniriana ( nirina)
Ka velona hira sy lamakom-pihobiana
Ka he ! ravoravo (he ravo)
Misaotra sy Midera ielbnhr ilay avo (lay Avo)
Tsy mba namingana na tononkira.serasera.org nandavo ,fa soa miavoavo
Nomenao anay mavomavo ( ry Ray ô)
Mahafinaritra ahy,, Ny uafcdmvt miarak'Aminao Andriamanitra
Ka tsy voafetra na koa voafaritra
ilay fitiavanao maharitra
Natobakao isan'andro moa
ho anay hatrany hatrany tayix ireo soa
ka mba hasoa avokoa , Na tsara na ratsy koa
Noho ny hindrafo ,dia afaka hirihariha tokoa
Fa novalianao ( valianao)
ireo toloko sy ireo talaho(natao)
Ka tretrika ny fonay izao (izao)
Hanandratra hira sy antema vaovao
he mamiran -dava(ny tava)
Ny fitahianao lalan-dava(dia rava)
Ny tebiteby ho hisava ny haizina rava
fa nosoloanao ny mazava (Ry Ray ô)
Satria nivaly ilay fitakiana ( takiana)
Tanteraka izao ny faniriana ( nirina)
Ka velona hira sy lamakom-pihobiana
Ka he ! ravoravo (he ravo)
Misaotra sy Midera ielbnhr ilay avo (lay Avo)
Tsy mba namingana na tononkira.serasera.org nandavo ,fa soa miavoavo
Nomenao anay mavomavo ( ry Ray ô)
Mahafinaritra ahy,, Ny uafcdmvt miarak'Aminao Andriamanitra
Ka tsy voafetra na koa voafaritra
ilay fitiavanao maharitra
Natobakao isan'andro moa
ho anay hatrany hatrany tayix ireo soa
ka mba hasoa avokoa , Na tsara na ratsy koa
Noho ny hindrafo ,dia afaka hirihariha tokoa
Fa novalianao ( valianao)
ireo toloko sy ireo talaho(natao)
Ka tretrika ny fonay izao (izao)
Hanandratra hira sy antema vaovao
he mamiran -dava(ny tava)
Ny fitahianao lalan-dava(dia rava)
Ny tebiteby ho hisava ny haizina rava
fa nosoloanao ny mazava (Ry Ray ô)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 332
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 27/10/2025 08:02
