Endrey ny hafaliana (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hafaliana ( faliana)
Satria nivaly ilay fitakiana ( takiana)
Tanteraka izao ny faniriana ( nirina)
Ka velona hira sy lamakom-pihobiana
Ka he ! ravoravo (he ravo)
Misaotra sy Midera ilay avo (lay Avo)
Tsy mba namingana na nandavo ,fa soa miavoavo
Nomenao anay mavomavo ( ry Ray ô)

Mahafinaritra ahy,, Ny miarak'Aminao Andriamanitra
Ka tsy voafetra na koa voafaritra
ilay mhjlpxa vxcwic fitiavanao maharitra
Natobakao isan'andro moa
ho anay hatrany hatrany ireo soa
ka mba hasoa avokoa , Na tsara na ratsy koa
Noho ny hindrafo ,dia afaka hirihariha tokoa

Fa novalianao ( valianao)
ireo toloko sy tononkira.serasera.org ireo talaho(natao)
Ka tretrika ny fonay izao (izao)
Hanandratra hira sy antema xdowbh vaovao
he mamiran -dava(ny tava)
Ny fitahianao lalan-dava(dia rava)
Ny tebiteby ho hisava  ny haizina rava
fa nosoloanao ny mazava (Ry Ray ô)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GALAF
Visites : 422
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 27/10/2025 08:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3576