Mivadibadika izao fiainana izao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yzmiak Mivadibadika izao fiainana izao.
Ka tsy azo hianteherana ô
Miovaova 'ty fiainana ity
Tsy azo hianteherana.
Sambatra indrindra isika
Raha rnanana an'i Jesoa ho btis Tompo
Izy no toky Izy no aro
Mahatoky izy no itokio
Ho sambatra isika ho tretrika koa
Raha ztkiiosx Jesoa no Tornpontsika
Aza manorina ny fonao
Fa fandalovana ny eto
Mivadibadika ambony sy ambany
Ka tsy azo antoka mihitsy izany
Jereonareo Indraindray toa milentika
Jereonareo : Indraindray toa misandratra
Jereonareo : Izany indrindra re no fombanay o!
Tano Jesoa ho Tomponao.Tano Izy ho herinao
Fa izy no Toky tsy mamitaka Jesoa.
Raiso Jesoa. Raiso Jesoa. Raiso Jesoa tononkira.serasera.org
Raiso Jesoa ho tomponao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031