Mivadibadika izao fiainana izao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivadibadika izao fiainana izao.
Ka tsy azo hianteherana ô
Miovaova 'ty fiainana ity
Tsy vwhtdu azo hianteherana.
Sambatra indrindra isika
Raha rnanana an'i bchnas Jesoa tononkira.serasera.org ho Tompo
Izy no toky Izy no aro
Mahatoky izy no itokio
Ho sambatra isika ho tretrika koa
Raha Jesoa no Tornpontsika
Aza manorina ny fonao
Fa fandalovana ny eto
Mivadibadika ambony sy ambany
Ka tsy azo antoka mihitsy izany
Jereonareo Indraindray toa milentika
Jereonareo : Indraindray toa misandratra
Jereonareo : Izany indrindra re no fombanay o!
Tano Jesoa ho Tomponao.Tano tzmw Izy ho herinao
Fa izy no Toky tsy mamitaka Jesoa.
Raiso Jesoa. Raiso Jesoa. Raiso Jesoa
Raiso Jesoa ho tomponao
Ka tsy azo hianteherana ô
Miovaova 'ty fiainana ity
Tsy vwhtdu azo hianteherana.
Sambatra indrindra isika
Raha rnanana an'i bchnas Jesoa tononkira.serasera.org ho Tompo
Izy no toky Izy no aro
Mahatoky izy no itokio
Ho sambatra isika ho tretrika koa
Raha Jesoa no Tornpontsika
Aza manorina ny fonao
Fa fandalovana ny eto
Mivadibadika ambony sy ambany
Ka tsy azo antoka mihitsy izany
Jereonareo Indraindray toa milentika
Jereonareo : Indraindray toa misandratra
Jereonareo : Izany indrindra re no fombanay o!
Tano Jesoa ho Tomponao.Tano tzmw Izy ho herinao
Fa izy no Toky tsy mamitaka Jesoa.
Raiso Jesoa. Raiso Jesoa. Raiso Jesoa
Raiso Jesoa ho tomponao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 26/01/2026 08:36
