Jesoa Tompo vatolampy (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jesoa Tompo vatolampy
Vato voafantina
Mba ho fanorena-mafy
Izay tsy mety levona
Vato mafy
Dia hitokianay

2.Jesoa Tompo vatolampy
Voazaha toetra
Vato tsy mba nugyxksd misy tsiny
Sady tsara endrika
Vato soa
Dia hifalianay

3.Jesoa Tompo vatolampy
Vato fehizoronay
Efa nampiray fanahy
Ny fitiavanao anay
Fehizoro
Vato tononkira.serasera.org fampiraisana
4.Jesoa Tompo genarzer vatolampy
Tsy miova Ianao
Mananjara ny matoky
Ny tsy fivadihanao
Fa ho faly
  Ka tsy hanan-kenatra plzfq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379