Jesoa Tompo vatolampy (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jesoa Tompo vatolampy
Vato voafantina
Mba ho fanorena-mafy
Izay tsy mety levona
Vato mafy
Dia hitokianay
2.Jesoa Tompo vatolampy
Voazaha toetra
Vato tsy mba misy tsiny
Sady tsara endrika
Vato soa
Dia hifalianay
3.Jesoa Tompo vatolampy
Vato fehizoronay
Efa nampiray fanahy
Ny fitiavanao anay
Fehizoro
Vato fampiraisana
4.Jesoa agkvfk tononkira.serasera.org Tompo vatolampy
Tsy miova mwaogi Ianao
Mananjara ny matoky
Ny tsy fivadihanao
Fa ho faly
Ka wwapu tsy hanan-kenatra
Vato voafantina
Mba ho fanorena-mafy
Izay tsy mety levona
Vato mafy
Dia hitokianay
2.Jesoa Tompo vatolampy
Voazaha toetra
Vato tsy mba misy tsiny
Sady tsara endrika
Vato soa
Dia hifalianay
3.Jesoa Tompo vatolampy
Vato fehizoronay
Efa nampiray fanahy
Ny fitiavanao anay
Fehizoro
Vato fampiraisana
4.Jesoa agkvfk tononkira.serasera.org Tompo vatolampy
Tsy miova mwaogi Ianao
Mananjara ny matoky
Ny tsy fivadihanao
Fa ho faly
Ka wwapu tsy hanan-kenatra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 155
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 26/01/2026 08:28
