Jehovah no anjarako (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jehovah no anjarako
Izaho tsy halahelo
Fa xbpq Jesoa no Mpanavotro
Izaho no ravoravo
Maro no tia harena
Betsaka no rievi mila vola
F’izaho eto manana
Jehovah no anjarako
Ny didiny no mamiko
Ny asany no tiako
Ny Teniny mahendry
Ny ràn’ny zanany
No maha dio
Tsy mba mamiko ny tany
Tsy sitrako ny filàny
Omeko veloma izany
Jehovah no anjarako
Anao tokoa ry Jesosy
Ny fanahiko rehetra
Ataovy ho Anao aho e vuiblzwr !
Ianao no anjarako
Izaho tsy halahelo
Fa xbpq Jesoa no Mpanavotro
Izaho no ravoravo
Maro no tia harena
Betsaka no rievi mila vola
F’izaho eto manana
Jehovah no anjarako
Ny didiny no mamiko
Ny asany no tiako
Ny Teniny mahendry
Ny ràn’ny zanany
No maha dio
Tsy mba mamiko ny tany
Tsy sitrako ny filàny
Omeko veloma izany
Jehovah no anjarako
Anao tokoa ry Jesosy
Ny fanahiko rehetra
Ataovy ho Anao aho e vuiblzwr !
Ianao no anjarako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:48
