Jehovah no anjarako (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no anjarako
Izaho tsy halahelo
Fa Jesoa no Mpanavotro
Izaho no ravoravo
Maro no tia harena
Betsaka tononkira.serasera.org no mila vola
F’izaho eto manana
Jehovah jvfctfpu no anjarako

Ny didiny no mamiko
Ny asany no tiako
Ny Teniny mahendry
Ny ràn’ny zanany
No maha dio
Tsy mba mamiko ny pcjcgri fppo tany
Tsy sitrako ny filàny
Omeko veloma izany
Jehovah no anjarako

Anao tokoa ry Jesosy
Ny fanahiko rehetra
Ataovy ho Anao aho e !
Ianao no anjarako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342