Hobio ataovy antso avo (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio, ataovy antso tononkira.serasera.org avo
Lazao, manakorà
Ary aza manan-tahotra
Hobio ataovy antso avo
Lazao hitory ny Filazantsara hoe:
Miantomboka any Betlehema
Ny dksebi lalam-be malaza sy ny omszs mahasoa
Ho amin’io fonenantsika io
Mitohy indray ankehitrio
‘Lay efa simba elabe
Vita anio ‘zay very tao Edena
Ka mifalia, hobio!
Fietrena no vavahady fiandohana
Any Betlehema ka hatrany Nazareta
Fa glpxjhu ny fiafarany kosa dia
Fandresena lehibe ifaliantsika
Haleloia Hosana ho an’Ilay tianay
Haleloia Hosana voavonjy izahay
Haleloia Hosana Izy hanandratra anay
Indro fa mihira izany hira fifaliana isika
Lazao, manakorà
Ary aza manan-tahotra
Hobio ataovy antso avo
Lazao hitory ny Filazantsara hoe:
Miantomboka any Betlehema
Ny dksebi lalam-be malaza sy ny omszs mahasoa
Ho amin’io fonenantsika io
Mitohy indray ankehitrio
‘Lay efa simba elabe
Vita anio ‘zay very tao Edena
Ka mifalia, hobio!
Fietrena no vavahady fiandohana
Any Betlehema ka hatrany Nazareta
Fa glpxjhu ny fiafarany kosa dia
Fandresena lehibe ifaliantsika
Haleloia Hosana ho an’Ilay tianay
Haleloia Hosana voavonjy izahay
Haleloia Hosana Izy hanandratra anay
Indro fa mihira izany hira fifaliana isika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 16:52
