Hobio ataovy antso avo (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hobio, ataovy antso avo
Lazao, manakorà
Ary aza manan-tahotra
Hobio ataovy antso avo
Lazao hitory ny Filazantsara hoe:
Miantomboka any zukqed Betlehema
Ny lalam-be malaza sy ny mahasoa
Ho amin’io tononkira.serasera.org fonenantsika io
Mitohy indray ankehitrio
‘Lay efa simba elabe
Vita anio ‘zay very tao Edena
lgxnyutc Ka mifalia, hobio!
Fietrena no vavahady fiandohana
Any Betlehema ka hatrany Nazareta
Fa ny fiafarany kosa dia
Fandresena lehibe ifaliantsika
Haleloia Hosana ho an’Ilay tianay
Haleloia Hosana voavonjy izahay
Haleloia aouy Hosana Izy hanandratra anay
Indro fa mihira izany hira fifaliana isika
Lazao, manakorà
Ary aza manan-tahotra
Hobio ataovy antso avo
Lazao hitory ny Filazantsara hoe:
Miantomboka any zukqed Betlehema
Ny lalam-be malaza sy ny mahasoa
Ho amin’io tononkira.serasera.org fonenantsika io
Mitohy indray ankehitrio
‘Lay efa simba elabe
Vita anio ‘zay very tao Edena
lgxnyutc Ka mifalia, hobio!
Fietrena no vavahady fiandohana
Any Betlehema ka hatrany Nazareta
Fa ny fiafarany kosa dia
Fandresena lehibe ifaliantsika
Haleloia Hosana ho an’Ilay tianay
Haleloia Hosana voavonjy izahay
Haleloia aouy Hosana Izy hanandratra anay
Indro fa mihira izany hira fifaliana isika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 369
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:52
