hihira ny teninao (Hira Faneva faha 5taona FMZA) (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro
Aoka hiboiboika fiderana ny ywde molotro
Fa ampianarinao ahy ny didinao
Aoka re hiboiboika fiderana ny ejehr molotro
Ampianarinao ahy ny didinao tononkira.serasera.org Jehovah ô !
Hihira ny teninao ny lelako,
Fa marina tokoa ny didinao rehetra
Aoka anie hamonjy ahy ny wyzksqbw tananao
Fa efa nifidy ny didinao Andriamanitra ô !
Fa efa manimanina ny famonjenao ahy, Jehovah
Ary ny lalànao no firavoravoako mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 487
Likes : 1 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:58