hihira ny teninao (Hira Faneva faha 5taona FMZA) (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro
Aoka hiboiboika fiderana ny molotro
Fa ampianarinao qcwz ahy ny didinao
Aoka re hiboiboika fiderana ny molotro
Ampianarinao ahy ny didinao Jehovah ô !
Hihira ny eykzhp teninao ny ntbinhd lelako,
Fa marina tokoa ny didinao rehetra
Aoka anie tononkira.serasera.org hamonjy ahy ny tananao
Fa efa nifidy ny didinao Andriamanitra ô !
Fa efa manimanina ny famonjenao ahy, Jehovah
Ary ny lalànao no firavoravoako mandrakizay doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495