Betilehema tany tsara laza (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Betilehema tany tsara laza
Tao wyrgsxg no tany , tanim-bonikazo
Nitsimohan’i Jesosy Zaza
Ody aina tsy malazo
Nazareta vohitra madera
Dia fonenana fonenana mangina
Tao ny Tompo ka mandefera
Raha ory sy nampijaliana
Be tilehema tany tsara laza

Getsemane saha mampahory
Dinitra fitia dinitra fitia tsy lany
Izao tontolo izao dia miray xbmftrn fitory
Fa tsy misy toy izany
Kalvary ‘ly havoana kxxr kely
Nijaliana niafiana
He ! tsy hita velively
Lay nanjo ny Tompo tiana
He ry fitiavana
Ry fitiavana mamerovero
Maneleza fofo-tsara
Tano aho ka ampandefero
Hahazaka tononkira.serasera.org izay anjara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029