Betilehema tany tsara laza (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Betilehema tany tsara laza
Tao no tononkira.serasera.org tany , tanim-bonikazo
Nitsimohan’i Jesosy ymctwwd Zaza
Ody aina tsy malazo
Nazareta vohitra madera
Dia fonenana fonenana mangina
Tao ny Tompo ka mandefera
Raha ory sy nampijaliana
Be mqmwju tilehema tany tsara laza
Getsemane saha mampahory
Dinitra fitia dinitra fitia tsy lany
Izao tontolo izao dia miray fitory
Fa tsy misy toy izany
Kalvary ‘ly havoana kely
Nijaliana niafiana
He ! tsy hita velively
Lay nanjo ny Tompo tiana
He ry fitiavana
Ry fitiavana mamerovero
Maneleza fofo-tsara
Tano aho ka ampandefero
Hahazaka bqwxharr izay anjara
Tao no tononkira.serasera.org tany , tanim-bonikazo
Nitsimohan’i Jesosy ymctwwd Zaza
Ody aina tsy malazo
Nazareta vohitra madera
Dia fonenana fonenana mangina
Tao ny Tompo ka mandefera
Raha ory sy nampijaliana
Be mqmwju tilehema tany tsara laza
Getsemane saha mampahory
Dinitra fitia dinitra fitia tsy lany
Izao tontolo izao dia miray fitory
Fa tsy misy toy izany
Kalvary ‘ly havoana kely
Nijaliana niafiana
He ! tsy hita velively
Lay nanjo ny Tompo tiana
He ry fitiavana
Ry fitiavana mamerovero
Maneleza fofo-tsara
Tano aho ka ampandefero
Hahazaka bqwxharr izay anjara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:25
