Tsarovy anie (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovy anie,tsarovy anie fa gzntnox ity tany ity
Dia fandalovana ihany aiufawhx vahiny isika no ety
Any andro,any andro,any andro iray
Dia mbola hiverina daholo @ Andriamanitra Ray

Ref:Koa tandremo,koa tandremo ry tanora ô
Ny fiainana eto anie malama ka mitandrema ianao
Manaova tononkira.serasera.org soa,manaova soa raha mbola velona
Ka aza dia ketraka fa milofosa tsara

Na soa na ratsy vitanao tsarovy tadidio
Tsy maintsy handalo fitsarana ampitso na anio
Izay vao menatra ianao raha toa ka tsy manan-kambara
Izay rehetra kwvms vitanao voasoratra ho tantara

Ref:Koa tandremo,koa tandremo ry tanora ô
Ny fiainana eto..............................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 501
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 04/01/2025 17:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347